plt_tn/1sa/13/06.md

265 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Niara-niangona ireo Filistina mba hiady amin'Israely.

ny vahoaka

Io teny io dia manondro ny firenen'Israely.

fa ory ny vahoaka

"niahiahiy mafy ny vahoaka"

nanaraka azy tamim-pangovitana

Natahotra mafy ny vahoaka.