plt_tn/1sa/13/03.md

667 B

Geba

Io no anaran'ny vohitra izay nitoeran'ny toby miaramilan'i Filistina.

Ren'ny Israely rehetra fa i Saoly dia nandresy

Ireo mety ho heviny dia 1) I Saoly no nisolo andraikitra an'i Jonatana na 2) I Saloy no nahazo tambiny tamin'ny nataon'i Jonatana.

ny Israely ihany koa dia tonga fofona lo ho an'ireo Filistina

Ny fankahalan'ny Filistina an'ireo Israelita dia resahina toy ny hoe tonga fofona maimbo izay nahatohina ny Filistina ny Israelita. DH: "halan'ny Filistina ireo Israelita"

ireo miaramila dia nampiantsoina hivondrona hanaraka an'i Saoly any Gilgala

Io dia azo atao hoe DH: "Niantso ireo miaramila i Saoly mba hiaraka amin'ny any Gilgala"