plt_tn/1sa/12/04.md

4 lines
241 B
Markdown

# avy teo an-tanan'olona ... teo an-tanako
Ireo andian-teny ireo dia midika hoe izay ananan'ny olona iray na izay nataony mba hahazoana sitraka amin'ny hafa. Io dia fomba mihaja ilazana fa tsy nangalatra izy, na nanome na nandray tsolotra.