plt_tn/1sa/12/01.md

233 B

mandeha eo anoloanareo ny mpanjaka ... Efa nandeha teo anatrehanareo

Ireo fomba fiteny ireo dia midika fa hitan'ny olona tokoa ny karazam-piaianana iainan'i Saoly sy Samoela. DH: "hita ny fiainan'ny mpanjaka ... hita ny fiainako"