plt_tn/1sa/11/14.md

302 B

nanao an'i Saoly ho mpanjaka teo anatrehan'i Yaveh

"nanao an'i Saoly ho mpanjaka teo am-pijeren'i Yaveh"

Tany no nanaovan'izy ireo sorona fanati-pihavanana teo anatrehan'i Yaveh

Isan'ny fanompoan'i Samoela an'i Yaveh ny manolotra sorona na dia tsy avy amin'ny firazanan'i Arona na Levy aza izy.