plt_tn/1sa/10/20.md

333 B

ny fokon'i Benjamina no voafidy ... ny fokon'ny Matrita no voafidy ... Saoly zanaka lahin'i Kisy dia voafidy

Io dia azo atao hoe DH: "Nifidy ny fokon'i Benjamina i Yaveh ... nifidy ny fokon'i Matrita Yaveh ... nifidy ny zanaka lahin'i Kisy Yaveh" Mety tsara kokoa ny tsy milaza ny fomba nahalalan'ny olona izay nofidian'i Yaveh.