plt_tn/1sa/10/14.md

233 B

Dia hoy ny dadatoan'i Saoly taminy

"Dia hoy ny rahalahin-drain'i Saoly tamin'i Saoly"

tsy nilaza taminy ny momba ilay resaka fanjakana

"Tsy nilaza tamin'ny dadatoany i Saoly fa nanendry azy ho mpanjakan'Israely Andriamanitra"