plt_tn/1sa/08/16.md

606 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Manohy milaza izay zavatra ho alain'ilay mpanjaka i Samoela.

ny ampahafolon'ireo ondry aman'osinareo

Tsy maintsy ho zarain'izy ireo folo mitovy ny biby fiompin'izy ireo ary omena ny manam-pahefan'ny mpanjaka sy ireo mpanompony ny iray amin'izany. Jereo ny fomba nandikanao ny hoe "ampahafolony" ao amin'ny 8:13.

ho lasa andevony ianareo

"hahatsapa-tena ho andevony ianao"

hitaraina

Ireo mety ho heviny dia 1) hangataka an'i Yaveh hamonjy azy ireo amin'ny mpanjaka ny olona na 2) hangataka ny mpanjaka mba hitsahatra tsy hampijaly azy ireo ny vahoaka (UDB).