plt_tn/1sa/08/01.md

408 B

nitady fihariana tsy marina

Ny vola izay nomen'ny olona ny zanak'i Samoela dia resahin'ny mpanoratra toy ny hoe olona na biby mandositra an'ireo zanak'i Samoela, ary ny zanak'i Samoela dia resahiny toy ny hoe manenjika izany olona na biby izany mivantana. DH: "niasa mafy tamin'ny tsy fahamarinana izy ireo mba hahazoana vola"

namadika ny rariny

"nitsara tamim-piangarana ho an'ireo izay nanao ratsy"