plt_tn/1sa/07/10.md

600 B

Ary raha mbola ...Samoela ... Betikara

Ity dia manazava ny tian'ny mpanoratra ho lazaina amin'ny hoe "namaly azy Yaveh" ao amin'ny (7:9).

nampifanjevo azy ireo

Ny teny hoe "nampifanjevo" eto dia ampiasaina hilazana amin'ny fomba fa tsy afaka nisaina tsara ireo Filistina. DH: "nahatonga azy ireo tsy ho afaka hisaina tsara"

resy teo anoloan'ny Israely izy ireo

Ireo mety ho heviny dia 1) "Noresen'i Yaveh teo anatrehan'Israely izy ireo" na 2) "resin'Israely izy ireo"

resy

Ny resy tiana ho lazaina eto dia mandresy olona mialohan'ny hamelezan'izy ireo.

Betikara

Anaran-toerana io.