plt_tn/1sa/06/19.md

1.1 KiB

nijery tao anatin'ilay fiaran'i Yaveh izy ire

Tena masina tokoa ilay fiara hany ka tsy nisy nahazo alalana hijery ny ao anatiny. Ny mpisorona ihany no nahazo alalana hijery ny fiara.

lehilahy 50.070

"lehilahy dimy alina sy fito arivo"

Iza no afaka hijoro manoloana an'i Yaveh, ity Andriamanitra masina ity?

Ireo mety hoe heviny dia 1) fanontaniana fampisainana izay maneho ny tahotry ny olona an'i Yaveh io. DH: "Tsy misy afa-mahatohitra an'i Yaveh satria masina Izy!" na 2) fanontaniana izay mangataka fampahalalana io. Ny andian-teny hoe "hijoro manoloana an'i Yaveh" dia mety manondro ireo mpisorona izay manompo an'i Yaveh. Ny hevitra ambadik'izany dia nitady mpisorona izay homen'i Yaveh alalana hihazona ny fiara ny olona. DH: "Misy mpisorona ve eto amintsika izay manompo an'io Yaveh, Andriamanitra masina io, ary akafa ny hihazona ny fiara?"

Ho amin'iza no iakaran'ilay fiara avy aty amintsika?

Mangataka fampahalalama io fanontaniana io. Ny hevitra ambadik'izany dia tian'ny olona Yaveh sy ny fiara mba handeha any an-kafa any mba tsy hamaizany azy ireo indray. DH: "Aiza no andefasantsika ity fiara ity mba tsy hamaizan'i Yaveh antsika indray?"