plt_tn/1sa/06/03.md

985 B

ilay Andriamanitr'Israely

Ireo mety ho heviny dia 1) manambara ny anaran'ny Andriamanitr'Israely manokana izy ireo na 2) ninoan'izy ireo fa nanompo ny iray amin'ireo andriamanitra maro ny Israely, "ny andriamanitr'Israely." Adikao araka ny ao amin'ny 5:6 io.

andefaso fanatitra nohon'ny heloka amin'ny fomba rehetra Izy

Ny teny hoe "amin'ny fomba rehetra" dia fomba filazan-javatra amin'ny fomba feno fanerena. DH: "tsy maintsy mandefa fanatitra nohon'ny heloka ianareo"

Dia ho sitrana ianareo

"tsy harary intsony ianareo"

ianareo

Manondro ireo Filistina rehetra ny mpisolontena "ianareo"

ny antony tsy nanalany ny tanany taminareo

Eto ny tanana dia fibangoan-teny ilazana ny herin'Andriamanitra hampahory sy hanafay. DH: "nahoana no tsy nohamaivaniny ny fijalianareo"

fivontosana

Ireo mety hoe heviny dia 1) fivontosana anaty hoditra mangirifiry na 2) hemoroida (fipotsahan'ny tsinaim-body). Adikao araka ny ao amin'ny 5:6.

totozy

"totozy mihoatra ny iray"