forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
568 B
Markdown
20 lines
568 B
Markdown
# Ny tanan'i Yaveh dia navesatra teo amin'ireo
|
|
|
|
Fomba fiteny io. "Mafy ny nitsaran'i Yaveh"
|
|
|
|
# fivontosana
|
|
|
|
Ireo mety hoe heviny dia 1) fivontosana anaty hoditra mangirifiry na 2) hemoroida (fipotsahan'ny tsinaim-body).
|
|
|
|
# Asdoda sy ireo faritaniny
|
|
|
|
Ny anaran-tanàna dia fibangoan-teny ilazana ny olona monina ao. "ny vahoakan'i Asdoda sy ny vahoakan'ny tany manodidina an'i Asdoda"
|
|
|
|
# tsapan'ny
|
|
|
|
"fantany"
|
|
|
|
# fiaran'ny Andriamanitr'Israely
|
|
|
|
Adikao araka ny nataonao tao amin'ny 3:1 io. Mitovy amin'ny "fiaran'ny faneken'Andriamanitra" ihany ao amin'ny 4:3 ihany io.
|