plt_tn/1sa/04/21.md

429 B

Ikaboda

Amin'ny tena izy io anarana io dia andian-teny izay midika hoe "tsy misy voninahitra." Ny anaran'olona indraindray dia maneho fampahafantarana momba ilay olona, ny toerana, na ny zavatra izay tondroiny.

fa lasa ny fiaran'Andriamanitra ... satria lasa ny fiaran'Andriamanitra.''

Io dia azo atao hoe DH: "fa nalain'ny Filistina koa ny fiaran'Andriamanitra ... satria nalain'ny Filistina koa ny fiaran'Andriamanitra"