plt_tn/1sa/04/16.md

681 B

anaka

Tsy tena rain'ilay lehilahy iray i Ely. Miresaka toy ny hoe rain'ilay lehilahy i Ely mba hampisehoana azy fa tsy tezitra izy akory fa ilainy hamaly azy ilay lehilahy.

Nandositra an'ireo Filistina ny Israely

Filazana amin'ny ankapobeny momba izay nitranga io. Ny ambin'ny tenin'ilay lehilahy no manome ny antsipirihiny.

Ary koa, nisy ... vahoaka. Ary koa ... zanakao roa lahy

"Hilaza zavatra ratsy lavitra aminao aho izao ... Hilaza zavatra ratsy lavitra aminao aho izao" na "Tsy vitan'ny hoe nisy ... fotsiny fa ... vahoaka, fa ... koa ny zanakao roa lahy"

lasa ny fiaran'Andriamanitra

Io dia azo atao hoe DH: "Nalain'ny Filistina koa ny fiaran'Andriamanitra"