plt_tn/1sa/04/12.md

12 lines
352 B
Markdown

# niaraka tamin'ny akanjony rovitra sy vovo-tany teo an-dohany
Fomba fanehoana fisaonana lalina araka ny kolotsain'ny Israelita io.
# nangorohoro ny amin'ny
Io dia fomba fiteny izay midika fa raiki-tahotra na niahiahy mafy mahakasika ny zavatra iray izy.
# tanàna iray manontolo
Fibangoan-teny ilazana ny "vahoaka rehetra ao amin'ny tanàna io."