plt_tn/1sa/04/05.md

498 B

Rehefa niditra tao an-toby ny fiaran'ny faneken'i Yaveh

"Rehefa nitondra ny fiaran'ny faneken'i Yaveh tao an-toby ny olona" Mety misy fiteny sasantsasany mila manampy fampahafantarana azo tsara mba hampazava ny hevitra. DH: "Naka ny fiaran'ny faneken'i Yaveh ny vahoaka, niaraka tamin'ny Hofnia sy Finehasa ary nitondra izany tao an-toby. Rehefa nitondra ny fiara tao an-toby ny olona"

niditra tao an-toby ny fiaran'ny faneken'i Yaveh

"nentin'ny olona niditra tao an-toby ny fiaran'i Yaveh"