plt_tn/1sa/03/10.md

703 B

Tonga i Yaveh ka nitsangana

Ireo mety ho heviny dia 1) Tena niseho tokoa Yaveh ary nitsangana teo anoloan'i Samoela na 2) Nataon'i Yaveh fantatr'i Samoela ny fanatrehany.

ny mpanomponao

Miteny amin'i Yaveh toy ny hoe olon-kafa i Samoela mba hanehoa fanajana ho an'i Yaveh. DH: "aho"

ny sofin'izay rehetra mandre izany dia hangorintsina

Eto ny hoe "sofina ... hangoritsina" dia fomba fiteny izay midika fa ho voadonan'izay reny ny olon-drehetra. DH: "izay handona ny olon-drehetra izay mandre izany"

hangorintsina

Fahatsapana toy ny hoe nisy nipaika moramora tamin'ny zavatra kely maranitra izany, matetika nohon'ny hatsiaka na satria nisy namely io ampahan'ny vantana io tamin'ny tanany.