plt_tn/1sa/02/15.md

860 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Rehefa nanolotra biby ho sorona ny olona, dia nodorany aloha ny tavin'ilay biby ary avy eo dia nandrahoiny ny hena, nanomezany kely ho an'ny mpisorona, ary nohaniny ny ambiny.

Ratsy lavitra aza, mialohan'ny

"Nanao zavatra ratsy lavitra noho izany aza izy ireo. Mialohan'ny"

nandoran'izy ireo

Azo atao mazava ilay olona izay tena nanao ny fandorana. DH: "nentin'ilay nanao ny sorona teo amin'ny mpisorona ilay sorona ary ilay mpisorona no nandoro"

Omeo hena ho atsatsika ny mpisorona

"Omeo kely amin'ny hena aho mba hanomezako izany ho an'ny mpisorona mba handorany azy"

atsatsika

andrahoina amin'ny afo

nandrahoina

andrahoina amin'ny rano

manta

tsy nandrahoina

nataon'izy ireo tsinontsinona ny fanatitra

Tsy tian'ireo tovolahy ny torolalan'i Yaveh mahakasika ny fanatitra ka tsy norarahiany.