plt_tn/1pe/03/21.md

939 B

Izany no famantarana ny batisa izay mamonjy anareo ankehitriny

Ambaran'i Petera fa ny batisa dia mifandraika amin'ny fomba namonjen'Andriamanitra an'i Noa sy ny fianakaviany tao amin'ny sambofiara tamin'ny safo-drano.

ny batisa izay mamonjy anareo ankehitriny

Ny batisa dia midika fa mamonjy ny olona Andriamanitra. DH: "ny batisa izay hamonjen'Andriamanitra anareo ankehitriny"

ny antson'ny feon'ny fieritreretana tsara amin'Andriamanitra

Ireo mety ho dikany dia 1) "ny antson'ny olona amin'Andriamanitra mba hanome fieritreretana tsara azy" 2) "ny voadin'ny olona iray amin'Andriamanitra izay natao tamin'ny eritreritra tsara, izany hoe, am-pahamarinana."

tamin'ny alalan'ny fitsangan'I Jesosy Kristy tamin'ny maty

"nohon'ny fitsanganan'i Jesosy Kristy tamin'ny maty." Io fehezanteny io no mameno ny hevitra hoe: "Marika famantarana ny batisa izay mamonjy anareo ankehitriny."

manaiky Azy

"manaiky an'i Jesosy Kristy"