plt_tn/1pe/02/13.md

1.0 KiB

noho ny amin'ny Tompo

Mety ho dikany 1) amin'ny fankatoavana ireo fahefan'ny olombelona, izy ireo dia mankatoa ny Tompo izay nametraka ireo fahefana na 2) amin'ny fankatoavana ireo fahefan'ny olombelona, izy ireo dia hanome voninahitra an'i Jesosy izay nankatoa ihany koa ireo fahefan'ny olona.

toy ny ambony indrindra ny mpanjaka

''ny mpanjaka ho toy ny fahefana ambony indrindran'ny olombelona"

izay nalefa mba hanasazy

Afaka adika hoe. DH: "ireo nalefan'ny mpanjaka mba hanasazy"

amin'ny fanaovana ny tsara anareo dia mampangina ny resaka tsy mahalala fomban'ny olona adala

"amin'ny fanaovana tsara ianareo dia manajanona ny olona adala amin'ny firesahana momba ireo zavatra izay tsy fantatr'izy ireo"

ho toy ny fanaronana fahalemena

Petera miresaka ny fepetran'izy ireo ho toy ny olona afaka tahaka ny zavatra iray izay nampiasain'izy ireo mba hanafenana fitondran-tena feno fahotana. DH: "ho toy ny fialan-tsiny ny fanaovana ireo zavatra ratsy"

firahalahiana

"izany dia manondro ireo mpino Kristiana rehetra.