plt_tn/1pe/02/06.md

586 B

Ny Soratra Masina dia ahitana izao

Ny Soratra Masina dia milaza azy ireo ho tahaka ny fitoeran-javatra. Ity andalana ity dia mampiseho fa misy olona mamaky ny Soratra Masina. DH: "Izany no nosoratan'ny mpaminany ao amin'ny Soratra Masina fahiny"

Indro

Ny "indro" dia misintona ny saintsika amin'izay hitranga manaraka eo.

vato fehizoro, voafidy sy manan-danja

Andriamanitra dia ilay Iray izay nifidy ilay vato. DH: "ilay vato fehizoro tena manan-danja, izay nofidiko"

vato fehizoro

Ilay mpaminany dia miresaka momba ilay Mesia tahaka ny vato manan-danja amin'ilay trano.