plt_tn/1ki/22/43.md

446 B

Nanaraka ny fomban'i Asa rainy izy

Ny toetran'ny olona dia voalaza toy ny nandehanan'ny olona ny amin'ny lalana iray. D.H: "Nanao zavatra nitovy tamin'ny nataon'i Asa rainy izy"

izay marina teo imason'i Yaveh izy

Eto "ny maso" dia manambara fahitàna ary ny hevitr'i Yaveh dia voalaza toy fahazoana mahita zavatra. D.H: "izay noheverin'i Yaveh ho marina."

ny toerana avo dia tsy mba noravàna

D.H: "tsy nandrava ireo toerana avo izy."