plt_tn/1ki/22/18.md

522 B

Tsy efa niteny taminao ve aho ... fa loza ihany?

Ahaba dia mametraka ity fanontaniana ity hanamafisana fa efa nilaza ny marina nahakasika an'i Mikaia izy. D.H: "Niteny anao aho ... fa loza ihany!"

ho lavo any Ramota-gileada

Ahaba maty tamin'ny ady dia voalaza toy ny nahalavo azy. D.H: "maty tany Ramota Gileada"

Ny iray tamin'izy ireo niteny ... ary ny iray hafa niteny

"Iray ... sy ny iray hafa" dia maneho ireo roa na mihoatra eny an-danitra izay mamaly ny fanontanian'i Yaveh ao amin'ny andininy teo aloha.