plt_tn/1ki/21/21.md

685 B

Indro

"Henoy" na "tandremo tsara izay lazaiko anao"

hanimba tanteraka ary hamongotra eo aminao ny zanaka lahy rehetra sy ny andevo ary ny lehilahy afaka ao Israely

Yaveh dia miresaka ny faharinganan'ny fianakavian'i Ahaba ary ny fampitandremana azy amin'ny fananana taranaka toy nanimbàna ireo olona tahaka ny afo mandevona azy ireo, sy hamongotra azy ireo tahaka ny iray izay mamongotra ny sampan'ny hazo iray. D.H: "vonoy ny zaza lahy nareo rehetra, na ny andevo na afaka any Israely"

Hataoko tahaka ny fianakavian'i Jeroboama ny fianakavianao ... tahaka ny fianakavian'i Basa

Yaveh dia hanimba ny taranak'i Ahaba tahaka ny namotehany ny fianakavian'i Jeroboama sy Basa.