plt_tn/1ki/21/19.md

985 B

Sady efa namono ve ianao no mbola naka ho fananao ihany koa?'

Yaveh dia nametraka ity fanontaniana ity hibedesana an'i Ahaba. D.H: "Efa novonoinao i Nabota ary nangalarinao ny tanim-boalobony!"

ny rànao koa, eny, ny rànao

Ity dia niverimberina amin'ny hanamafisana.

Efa nahita ahy ve ianao, ry fahavaloko?

Ahaba dia nampiasa ity fanontaniana ity hanehoany ny hatezerana amin'ny Elia. Fa Elia "nahita" an'i Ahaba tahaka ny nanehoana an'i Elia ny nahitany ny asan'i Ahaba, fa tsy nitady ny vatany. D.H: "Efa nahita ahy ianao, ry fahavaloko!" na "Efa nahita izay nataoko ianao, ry fahavaloko!"

efa nivarotra ny tenanao mba hanao izay ratsy eo imason'i Yaveh ianao.

Araka ny nataon'ny olona hanaovana ny ratsy dia voalaza toy ny olona efa nivarotra ny tenany tamin'ny ratsy. D.H: "efa nanolo-tena tamin'ny fanaovana izay ratsy ianao"

izay ratsy eo imason'i Yaveh ianao.

Ny andian-teny "eo imason'i" dia maneho ny hevitry ny olona. D.H: "izay heverin'i Yaveh ho ratsy"