plt_tn/1ki/21/11.md

795 B

ny mpanankarena izay nipetraka tao amin'ny tanànan'i Nabota

Ny teny "mpanankarena" dia maneho olona manan-karena. D.H: "ny olona manan-karena izay nitoetra tao amin'ny tanànan'i Nabota"

araka ny voasoratra ao amin'ny taratasy

D.H: "araka izay efa nosoratany tao amin'ny taratasy"

nametraka an'i Nabota teo ambonin'ny vahoaka

Ny fisian'i Nabota nipetraka teo amin'ny toeram-boninahitra dia voalaza toy ny fananana azy nipetraka ambonin'ny amin'ny olona izay nanatrika. D.H: "nisy an'i Nabota nipetraka teo amin'ny toeram-boninahitra ambonin'ny olona."

nipetraka teo anoloan'i Nabota

"nipetraka teo anoloan'i Nabota"

nentin'izy ireo nivoaka

Eto ny teny "izy ireo" dia amin'ireo olon'ny tanàna.

Notoraham-bato i Nabota ka maty."

D.H: "Notorahinay vato Nabota ka maty izy"