plt_tn/1ki/20/22.md

519 B

atanjaho ny tenanao

Ny hoe "ny tenanao" dia fibangoan-teny ilazana ny tafiky ny mpanjaka. DH: "Atanjaho ny miaramilanao"

takaro sy omano izay ataonao

Mitovitovy hevitra ihany ireo andian-teny roa ireo ary natambatra ho fanamafisan-kevitra. DH: "fariparito"

amin'ny herintaona

Ireo mety ho heviny dia 1) "amin'ny fararano amin'ny herintaona" na 2) "amin'ny herintaona tahaka izao"

andeha isika hiady ... ho mafy noho izy

Ny teny hoe "isika" dia manondro ireo mpanompon'ny mpanjaka, ary ny tafika rehetra.