plt_tn/1ki/20/11.md

308 B

Lazao i Beni-hadada hoe: 'Tsy misy olona mametraka ny fiadiany ... ho amin'ny nanesorany izany.'

Ity teny ity dia manome hevitra. "Fametrahana fiadiana" dia sarinteny amin'ny fiomanana amin'ny ady. "Teneno Beni-hadada hoe, 'aza mirehareha toy ny efa nandresenao ady iray izay mbola tsy niadianao akory."'