plt_tn/1ki/18/33.md

296 B

Nandahatra ny kitay ho an'ny afo izy

"Teo ambony alitara" izay nametrahany ny hazo dia noheverina tao amin'ny fehezanteny. D.H: "nataony amin'ny afo kitay teo amin'ny alitara"

siny efatra

"siny 4"

siny

ny siny fitoerana ho an'ny rano.

hady

vavan-drano kely iray hitazomana ny rano