plt_tn/1ki/18/27.md

941 B

angamba

"mety hoe" na "mety ho izany"

manamaivana ny tenany

Ity fanalefahan-teny ity dia fomba fiteny hanehoana fanambaràna sarotra iray. Elia dia mampiasa fanoharana hanamavoana an'i Bala amin'ny hesoeso.

ka tokony nofohazina

D.H: "tsy maintsy ho fohazinao izy" na "aoka hasainao miarina izy"

Fa mbola niantso mafy ihany izy ireo

"mbola nanohy ireo toetran-diany izy ireo." Ireo mpaminany dia niasa matetika tamin'ny fomba izay mitovy amin'ny mahazatra na koa hadalàna. Tamin'izany no nianstoan'izy ireo an'i Bala rehefa mandihy, mihiaka mafy, ary mandrasa ny tenan'izy ireo amin'ny antsy.

fanatitra hariva

"manolotra fanatitra ariva"

nefa tsy nisy feo na nisy namaly akory; tsy nisy nihaino ny fitalahoan'izy ireo.

Ireo andian-teny ireo dia mizara dika mitovy ary manamafy fa na olona iray aza tsy namaly ireo vavakin'ny mpaminany sandoka. D.H: "Fa i Bala tsy niteny na nanao na inona na inona na koa mba nihaino"