plt_tn/1ki/18/16.md

329 B

niteny taminy izay nolazain'i Elia

"Obadia dia nilaza tamin'i Ahaba izay nolazain'i Elia azy ho lazaina"

Ianao ve io? Ianao ilay iray izay mitondra korontana ho an'Israely!"

Ahaba dia mametraka fanontaniana amin'ny fanamafisana maro ny mombamomba an'i Elia. D.H: "Koa eto ianao izao. Ianao ilay mpanakorontana an'Isrely!"