plt_tn/1ki/18/05.md

590 B

hamelomana ny soavaly sy ny ampondra isika, mba tsy hisy ho very ny biby fiompy rehetra

ireo andian-teny roa ireo dia midika zavatra mitovy ary natambatra hanasongadinana. D.H: "sorohina amin'ny fahafatesana ireo soavaly sy ampondra"

Ahaba nandeha tamin'ny lalana iray ary Obadia nandeha tamin'ny lalana hafa.

Ny andian-teny "amin'ny tenany" dia manamafy fa i Ahaba sy Obadia dia nandeha tamin'ny lalana nizara, fa tsy nilaina akory na iray aza niaraka tamin'i Ahaba. D.H: "Ahaba dia nitarika ekipa iray tamin'ny lalana iray ary Obadia dia nitarika ekipa iray tamin'ny lalana hafa."