plt_tn/1ki/18/01.md

385 B

tonga ny tenin'i Yaveh

"teny" dia sarinteny ho an'izay lona miteny. D.H: "Yaveh dia miresaka ny teniny"

handefa orana amin'ny tany

"nahatonga ny orana hirotsaka amin'ny tany"

ary mafy ny mosary.

Ny teny "ary" eto dia nampiasaina hanamarihana ny fahasimban'ny fizotrin'ny tantara lehibe. Eto ny mpanoratra dia mietny ny vaovao ratsy ny fomba hiantefan'ny mosary any Samaria.