plt_tn/1ki/17/14.md

1.1 KiB

handatsahan'i Yaveh ny orana

Ity dia fomba fiteny izay midika fa i Yaveh no nahatonga izay hanorana. D.H: "Yaveh no mahatonga ny orana hilatsaka"

Izy sy Elia, niaraka tamin'ny ankohonany, dia nihinana nandritry ny andro maro

Ny fiteny ten izy dia milaza hoe: "izy sy ny ankohonany dia nihinana nandritry ny andro maro." Tsy mazava izany hoe iza no "izy". Ireo mety ho heviny dia 1) Elia, ialy manantena, sy ny zanany lahy dia nihinana nandritry ny andro maro. na 2) ilay manantena, sy ny zanany lahy, ary izay mitoetra ao amin'ny ankohonany dia nihinana nandritry ny andro maro na 3) Elia, ilay manantena, sy izay mitoetra ao amin'ny ankohonany dia nihinana nandritry ny andro maro.

niaraka tamin'ny ankohonany

ireo mety ho heviny ho an'ny "ankohoanana" dia 1) ity dia maneho an'ilay zanaka lahin'ilay manantena fotsiny ihany na 2) ity dia maneho olon-kafa izay mitoetra ao amin'ny ankohonany siangy tsy nantsoina tao amin'ny tantara na 3) Ity dia maneho ny zanany lahy sy izay mitoetra ao amin'ny ankohonany.

araka izay efa nolazain'ny tenin'i Yaveh

Eto ny "teny" dia maneho an'i Yaveh tenany. D.H: "araka izay nolazain'i Yaveh fotsiny"