plt_tn/1ki/17/05.md

273 B

araka izay nandidian'ny tenin'i Yaveh

Eto "ny teny" dia manambara ny tenan'i Yaveh. D.H: "araka izay nandidian'i Yaveh"

lohasahan-driaka Kerita

Ity dia anarana loharono kely mikoriana.

tamin'ny tany

"tamin'izany renivohitra izany" na "tamin'izany tanàna izany"