plt_tn/1ki/16/27.md

16 lines
817 B
Markdown

# moa tsy efa voasoratra ao amin'ny bokin'ny tantaran'ireo mpanjakan'Israely ve ireo?
Ity fanontaniana ity dia ampiasina mba hampahafantatra na hampatsiahy ny mpamaky fa ny mombamomba an'i Omri dia ao anatin'ny boky sasany. D.H: "Voasoratra ao amin'ny Bokin'ny Tantaran'ny Mpanjakan'ny Israely izy ireo. "
# moa tsy efa voasoratra ... Israely?
D.H: "Nisy olona nanoratra ny momba azy ireo tao amin'ny Bokin'ny Tantaran'ny Mpanjakan'ny Israely."
# nodimandry niaraka tamin'ireo razany i Omry
Ny fanalefahan-teny "nodimandry" eto dia maneho fahafatesana. D.H: "maty niaraka tamin'ireo razany i Omri" na "tahaka ireo razany, dia maty i Omri"
# lasa mpanjaka nandimby ny toerany
Ny andian-teny hoe "eo amin'ny toerany' dia sarinteny midika hoe "teo amin'ny toerany." D.H: "lasa mpanjaka teo amin'ny toeran'i Omri"