plt_tn/1ki/15/07.md

1.0 KiB

moa tsy efa voasoratra ao amin'ny bokin'ny tantaran'ny mpanjakan'i Joda ve ireo?

Ity fanontaniana ity dia nampiasaina hanomezam-baovao na hampahatsiahivana ny mpamaky fa ny vaovao momba an'i Abia dia ao amin'ity boky iray ity. Ity fanontaniana fampisainana ity dia azo hadika ho fanambaràna. D.H: "Ireo dia voasoratra ao amin'ny bokin'ny tantaran'ny mpanjakan'i Joda."

moa tsy efa voasoratra ao amin'ny bokin'ny tantaran'ny mpanjakan'i Joda ve ireo?

D.H: "nisy olona efa nanoratra momba izany tao amin'ny bokin'ny tantaran'ny mpanjakan'i Joda."

teo amin'i Abia sy Jeroboama

Ireo anarana "Abia" sy "Jeroboama" dia maneho ireo tafikin'ny mpanjaka roa. D.H: "teo amin'ny tafik'i Abia sy Jeroboama."

Nodimandry niaraka tamin'ireo razambeny i Abia

Ao amin'ity fanalefahan-teny ity, fodinamandry dia maneho fahafatesana. D.H: "Abia dia maty tahaka ireo razambeny" na "maty tahaka ireo razambeny i Abia"

lasa mpanjaka teo amin'ny toerany.

Ny andian-teny "teo amin'ny toerany" dia sarinteny midika hoe "fa tsy ny azy". D.H: "lasa mpanjaka afa-tsy Abia."