plt_tn/1ki/15/04.md

1.6 KiB

nanome fanilo azy tany Jerosalema

Ny teny "fanilo" et dia manambara taranaka izay ho mpanajaka toa an'i Davida. D.H: "nanome taranaka an'i Davida hanjaka any Jerosalema"

tamin'ny alalan'ny fananganany ny zanany handimby azy

"tamin'ny alalan'ny fananganana ny zanaka lahin'i Abia nandimby azy" na "tamin'ny alalan'ny fanomezana ny zanaka lahin'i Abia."

nanao ny marina teo imasony

Ny maso eto dia manambara fahitàna, ary ny fahitàna dia manambara fisainana na fitsaràna. D.H: "izay hitsaran'i Yaveh amin'ny marina." na "izay heverin'i Yaveh ho marina"

nandritra ny andro rehetra niainany

Ny teny "andro" dia maneho vanim-potoana. D.H: "ny fotoana rehetra izay niainan'i Davida" na "nandritry ny fiainan'i Davida manontolo"

tsy mba nivily tamin'izay rehetra nandidiany azy izy

Fialàna amin'ny baiko dia manambara tsy fankatoavana. D.H: "Davida dia tsy mba nankatò ireo zavatra rehetra izay nandidian'Andrimanitra azy.3

afa-tsy tamin'ny raharahan'Oria ilay Hetita ihany

Ity dia fomba anehoana amin'ny anapobeny ny zava-misy amin'ny Oria. Izany dia azo hadika mazava tsara amin'ny fombany. D.H: "fa afa-tsy izay nataony tamin'i Oria ilay Hitita." na "afa-tsy izay antony nahatonga an'i Oria ilay Hitita ho vonoina."

teo amin'i Rehoboama sy Jeroboama

Ireo anarana "Rehoboama" sy "Jeroboama" ireo manambara ireo tafik'ireo mpnajaka roa rehetra. Rehoboama dia rain'i Abia. D.H: "teo amin'ireo tafik'i Rehoboama sy Jeroboama"

nandritra ny androm-piainan'i Abia rehetra

Ny teny "andro" dia maneho vanim-potoana. D.H: "ny fotoana rehetra izay niveloman'i Abia" na "nandritry ny fiainany manontolo."