plt_tn/1ki/14/09.md

925 B

nanilika Ahy ho ao an-damosinao

Tsy nanaja an'i Yaveh tahaka ny olona manilika zavatra izay tsy tiana i Jeroboama. DH: "nandà Ahy tanteraka"

indro

"henoy". Io teny io dia nampiana mba hanondroana fa manan-danja izay manaraka eo.

handringana...ary hanafoana tanteraka

Ireo andianteny roa ireo dia tena mitovy ny heviny ary naverina mba hanindriana.

handringana ny zazalahy rehetra ao Israely

Miresaka ny fandravana ny fianakavian'i Jeroboama sy ny fanakanana azy tsy hanana taranaka toy ny hoe handringana azy ireo tahaka ny olona mandrantsana rantsan-kazo amin'ny hazo Yaveh. DH: "nandringana ny olona rehetra dia ireo zaza lahinareo ao Israely"

hanafoana tanteraka ny fianakavianao, tahaka ny olona mandoro zezika mandra-pahalevon'izany

Io fampitahana io dia mampitaha ny fanalana ny taranak'i Jeroboama rehetra amin'ny fandorana zezika izay nifangaro amin'ny mololo, maina, ary nandoro tamin'ny solika.