plt_tn/1ki/12/06.md

206 B

ireo lehilahy zokiolona izay nanatrika an'i Solomona

Ny hoe "nanatrika" dia fomba fiteny hilazana ny fanompoana ny mpanjaka eo anatrehany. DH: "ireo lehilahy zokiolona izay nanoro hevitra an'i Solomona"