plt_tn/1ki/11/34.md

652 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miteny amin'i Jeroboama izay nolazain'i Yaveh i Ahia.

tsy haka...Aho

Eto ny teny hoe "Aho" dia manondro an'i Yaveh.

amin'ny tanan'i Solomona

Eto ny teny hoe "tanana" dia sarinteny izay manondro ny fahefan'ny olona, fifehezana sy hery. DH: "hiala eo amin'ny fifehezan'i Solomona"

hanome izany anao

Eto ny teny hoe "anao" dia manondro an'i Jeroboama.

hanana fanilo mandrakariva eo anatrehako

Ny teny hoe "fanilo" dia sarinteny izay manondro ny fisarihan'ny olona sy ny fitarihana. DH: "hanana taranaka hanapaka ho sarika sy fitarihana mba hankatoa ny fanekeko tamin'ny fianakavian'i Davida"