plt_tn/1ki/10/28.md

485 B

izay novidiana tany Egypta

DH: "izay novidian'ireo mpividy tamin'ny vahoakan'i Egypta"

Ny kalesy dia...novidiana

DH: "Nividy ireo kalesy ireo mpividy izany"

sekely volafotsy eninjato... 150 sekely

Ny sekely dia mari-pandanjana mira eo ho eo amin'ny 11 grama. DH: "eo ho eo amin'ny volafotsy 6.6 kilao...eo ho eo amin'ny 1.7 kilao"

sekely volafotsy eninjato

"sekely volafotsy 600"

Maro tamin'ireo no namidy

DH: "Dia namidin'ireo mpivarotra izany ny maro tamin'ireo"