plt_tn/1ki/09/04.md

16 lines
818 B
Markdown

# raha handeha eo anatrehako tahaka ny nandehan'i Davida rainao ianao
Ny fomba fiainan'ny olona dia ambara ho toy ny fomba fandehan'ny olona D.H: "Raha miaina amin'ny fiainana izay niriko iainanao ianao, tahaka ny nataon'i Davida rainao"
# amin'ny fahitsim-po sy tamin'ny fahamarinana
Ireto andian-teny roa ireto amin'ny ankapobeny dia milaza zavatra mitovy hevitraa sy naneho ny fahamarinan'i Davida.
# ny sezan'ny fiandrianan'ny fanjakanao
Eto ny hoe "seza fiandrianana" dia mifandraika amin'ny fanjakany. D.H: "ny tarana-panjakanao" na "ny fanjakanao"
# tsy hiala eo amin'ny seza fiandrian'Israely mihitsy
Ny asa amin'ny fanapahana eo amin'ny fanjakana dia ambara raha olona mipetraka eo amin'ny seza fiandrianana izany. Afaka ambara amin'ny fomba tsara kokoa. D.H: "hanapaka mandrakizay eo amin'ny Israely"