plt_tn/1ki/08/48.md

699 B

amin'ny fony manontolo sy ny fanahiny manontolo

Ny fomba fiteny hoe "amin'ny ...fo manontolo" dia midika hoe "tanteraka" sy "amin'ny ... fanahy manontolo" dia midika hoe "amin'ny ... momba rehetra". Ireo andian-teny roa ireo dia mitovy hevitra. Toy ny ao amin'ny andininy 2:1. D.H: " amin'ny momba azy manontolo" na "amin'ny heriny manontolo"

any amin'ny tany

"raha nonina teto amin'ny tany izy ireo"

manandrify ny taniny

"Tandrifin'ny tanin'izy ireo." anambarana ny Israely izany.

ho an'ny anaranao

Ny teny hoe "anarana" dia sarinteny ho an'ny olona, ary "ho an' ... anarana" dia anambarana ny fiderana ny olona. Teny mitovy ao amin'ny andininy 3:1 D.H: "izay hideran'ny olona anao"