plt_tn/1ki/08/44.md

712 B

Raha atao hoe mandeha mivoaka ny olona ... raha mivavaka aminao izy ireo

Raha niteny i Solomona, dia tsy nitranga izao fotoana izao, nefa fantatr'i Solomona fa mety hitranga amin'ny ho avy izany. Ampiasao amin'ny fiteninao fa miresaka momban'ny hetsika izay tsy mbola niseho nefa mety hiseho amin'ny ho avy.

ho an'ny anaranao

Ny teny hoe "anarana" dia sarinteny ho olona mpidera. teny mitovy amin'izany voalaza any amin'ny andininy 3:1 D.H: "izay hideran'ny olona anao"

ny vavaka sy ny fangatahan'izy ireo

ireo teny "vavaka" sy "fangatahana" dia manambara zavatra mitovy ary maneho fa tso-po ny rehefa mangataka. teny mitovy amin'izany voalaza any amin'ny andininy 8:27 D.H: "ny fangatahan"izy ireo"