plt_tn/1ki/08/25.md

8 lines
415 B
Markdown

# hipetraka eo amin'ny seza fiandrianan'Israely
ny seza fiandrianana dia sarinteny ho an'ny asan'ny olona izay izay mipetraka eo amin'ny seza fiandrianana. D.H: "Manapaka eo amin'ny Israely"
# mandehana eo anatrehako ... nandehananao teo anatrehako
Ny fomba fiveloman'ny olona dia nambara ho toy ny olona izay mandeha eny an-dalana. D?H: "mizora amin'izay iriako ho anao ... nizotra tamin'izay niriako ho anao"