plt_tn/1ki/07/36.md

444 B

voadidina ireo

Eto ny teny "ireo" dia maneho ireo kerobima, ireo liona, ary ireo hazo rofia.

voadidina fehiloha ireo.

Ny teny "fehiloha" maneho endrika mihorirana amin'ny singam-barahina. D.H: "nisy fehiloha nanodidina ireo"

Natao tamin'ny lasitra mitovy avokoa izy rehetra

D.H: "Hirama dia nanefy ireo tsanganana tamin'ny lasitra mitovy"

ary nanana habe, sy endrika mitovy.

"ny tsanganana rehetra dia mitovy halava sy endrika."