plt_tn/1ki/07/32.md

468 B

Ireo fitoerany

Eto ny teny "ireo" dia maneho ireo tanan-kodia. Ny teny "fitoerany" dia maneho ny toerana ao amin'izay hidiran'ireo tanan-kodia.

iray hakiho sy sasany

Ny hakiho iray dia 46 santimetatra. D.H: "manodidina ny 70 santimetatra."

Ary natao toy ny kodian'ny kalesy ireo kodia

D.H: "Nataon'i Hirama toy ny kodian-kalesy kely ireo kodia."

Ireo fitoerany, ireo sisiny, ireo tanamasoandrony, sy ireo ivony

Eto ny teny "ireo" dia maneho ireo kodia.