plt_tn/1ki/07/18.md

703 B

andalana ampongamben-danitra roa

Ny ampongamben-danitra dia voankazo mafy, mena ary be ranony ireo voany ao anatiny. Tsy dia tena mampiasa ny ampongamben-danitra ny olombelona mba hanaingona ireo andry. Fa ataony amin'ny varahina izany.

Ireo kapitaly ... noravahana tamin'ny lilia ... efatra hakiho ny hahavony

Ny lilia dia zava-maniry izay malalaka amin'ny lafiny iray ary tena tery amin'ny lafiny iray. D.H: "Nanaingo ireo kapitaly i Hirama ... tamin'ireo lilia varahina, efatra hakiho ny hahavony"

teo an-tendron'ireo andrin'ny lavarangana

Adikao toy ny ao amin'ny 7:6 ny hoe "lavarangana"

efatra hakiho

Ny hakiho iray dia mirefy 46 santimetatra. D.H: "eo ho eo amin'ny 1,6 metatra"